๐ฃ๐๐๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐ: ๐ก๐ผ๐ฟ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ต๐ถ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฃ๐๐๐ ๐ข๐ฅ- ๐ฆ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ท๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ
Fahendrena ANDRIAMANARIVO, mpanao gazety malagasy no nandrombaka ny loka voalohanโny ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐
๐๐ณ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ฎ๐ถ๐ป ๐ฑ๐ ๐๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฎ๐น๐ถ๐๐บ๐ฒ ๐ฑโ๐๐ป๐๐ฒ๐๐๐ถ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ป๐ฎ ๐ฃ๐๐๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐ taminโny alalanโilay horonantsary fanadihadiana nitondra ny lohateny : โ๐ฆ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ผ ๐ป๐ ๐๐ผ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎโ (Corruption, Immunitรฉ, Impunitรฉ) izay notontosainy sy novokariny tanatinโny Tambazotra Malina โ Transparency International Madagasikara.

ย Fahendrena ANDRIAMANARIVO, mpanao gazety malagasy no nandrombaka ny loka voalohanโny ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐
๐๐ณ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ฎ๐ถ๐ป ๐ฑ๐ ๐๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฎ๐น๐ถ๐๐บ๐ฒ ๐ฑโ๐๐ป๐๐ฒ๐๐๐ถ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ป๐ฎ ๐ฃ๐๐๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐ taminโny alalanโilay horonantsary fanadihadiana nitondra ny lohateny : โ๐ฆ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ผ ๐ป๐ ๐๐ผ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎโ (Corruption, Immunitรฉ, Impunitรฉ) izay notontosainy sy novokariny tanatinโny Tambazotra Malina โ Transparency International Madagasikara.

ย Ny 03 desambra 2024 tany Nouakchott, Mauritanie nandritra ny famaranana ny fihaonana roa (02) andro teo aminโireo mpanao gazety mpanatsikafona aty Afrika no nampahafantarana izany. Ity fihaonana ity izay niompana ihany koa taminร fifanakalozan-kevitra momba ny โfamatsiam-bola ny fanadihadiana fanatsikafonanaโ sy ny โFitantanana sy fifandraisana aminโiireo loharanom-baovaoโ.

ย Ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara dia faly miarahaba anโI Fah ary mandrisika hatrany antsika mpanao gazety hiditra aminโny tontolonโny fanatsikafonana.
โ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐โ